FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Atera”
  • Atera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Atera
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Bany
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Bigvay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Maloka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Binoy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Atera”

ATERA

(Atèra) [Mihidy; Voasakana].

1. Lehilahy israelita izy, ary nisy 98 ny zanany na taranany niaraka tamin’i Zerobabela avy tany an-tsesitany tany Babylona, tamin’ny 537 T.K. (Ezr 2:1, 2, 16; Ne 7:21) Toy izao no voalaza ao amin’ilay lisitra: “Valo amby sivifolo ny taranak’i Atera, avy amin’ny ankohonan’i Hezekia.” Asehon’izany fa mety ho zanak’i Atera izy ireo, ary i Atera kosa taranak’i Hezekia (tsy ilay mpanjakan’i Joda). Mety hidika koa anefa izany hoe taranak’i Atera avy tamin’i Hezekia izy ireo. Mety ho taranak’io Atera io ny iray tamin’ireo filoha nanisy tombo-kase an’ilay “fianianana” tamin’ny andron’i Nehemia.​—Ne 9:38; 10:1, 17.

2. Loham-pianakaviana. Taranany ny sasany tamin’ireo Levita ‘taranak’ireo mpiandry vavahadin’ny’ tempoly. Niala tany Babylona ireo Levita ireo ka niverina tany Jerosalema niaraka tamin’i Zerobabela.​—Ezr 2:42; Ne 7:45.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara