FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Arkipo”
  • Arkipo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Arkipo
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Filemona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Apia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kolosia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-57 — Filemona
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Arkipo”

ARKIPO

(Arkìpo) [Mpanjakan’ny Soavaly].

Nampirisika an’i Arkipo mba hanatanteraka tsara ny fanompoana i Paoly, rehefa nanoratra ho an’ireo Kristianina tany Kolosia. Nolazainy koa hoe ‘miaramila toa azy’ i Arkipo, tamin’izy nanoratra ho an’i Filemona. (Kl 4:17; Flm 2) Asehon’ireo taratasy roa ireo fa nipetraka tany Kolosia (Azia Minora), na tany akaiky tany, i Arkipo tamin’izay. Nanoratra azy ireo i Paoly rehefa hifarana ny fotoana nigadrany voalohany tany Roma (t. 60-61).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara