FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Anamima”
  • Anamima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Anamima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Mizraima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Lehabima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kaslohima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sargona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Anamima”

ANAMIMA

(Anamìma).

Taranak’i Hama avy tamin’i Mizraima. Iantsoana an’i Ejipta koa ny hoe Mizraima, ka mety ho nanorim-ponenana tany Ejipta na tany amin’iny faritra iny ny Anamima. (Ge 10:13; 1Ta 1:11) Toa “Anami” no iantsoana azy ireo ao amin’ny soratra miendri-pantsika tamin’ny andron’i Sargona II mpanjakan’i Asyria (faramparan’ny taonjato fahavalo T.K.).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara