FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Amfipolia”
  • Amfipolia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Amfipolia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Apolonia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Makedonia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Filipy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tesalonika
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Amfipolia”

AMFIPOLIA

(Amfipôlìa) [Manodidina ny Tanàna].

Tanàna tany Makedonia, tokony ho 5 km avy teo amin’ny Ranomasina Égée sy ny seranan’i Eion. Nandalo tao i Paoly tamin’ny dia misionera faharoa nataony. (As 17:1) Naorina teo ambony havoana ilay tanàna, ary voahodidin’ny renirano miolikolik’i Strymon ny lafiny telo (avaratra, andrefana, ary atsimo). Azo antoka fa avy amin’izany ny anaran’ilay tanàna. tokony ho 50 km tany andrefana atsimoandrefan’i Filipy no nisy an’i Amfipolia. Tsara toerana ho an’ny tafika sy ny varotra izy io satria nandalo tany ilay lalambe malaza namboarin’ny Romanina atao hoe Lalana Egnatia, sady tany koa no nisy ny tetezana niampitana ny reniranon’i Strymon. Zanatanin’i Atena i Amfipolia tamin’ny taonjato fahadimy T.K., fa lasa teo ambany fitondran’ny Makedonianina tatỳ aoriana. I Roma anefa no nifehy azy io taorian’izay, ary nataony tanàna afaka izy io sady renivohitry ny faritra voalohany tany Makedonia. Misy fikarohana atao izao eo akaikin’ilay tanàna kely antsoina hoe Amfipolia (Amfipoli).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara