FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Adona”
  • Adona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Adona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Tela-harsa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tela-mela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gidela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hakoza
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Adona”

ADONA

(Adòna).

Toerana tany Babylonia, saingy toa tsy fantatra hoe taiza ho aiza. Avy tao Adona ny Israelita sasany niverina nankany Jerosalema tamin’ny 537 T.K., rehefa tapitra ny 70 taona nahalao ny tanin’i Joda. Tsy hitan’izy ireo tao anaty lisitra anefa ny anarany, ka tsy afaka nanamarina izy ireo hoe iza no razambeny. Tsy nahafeno fepetra ho mpisorona àry izy ireo. Mihevitra kosa ny manam-pahaizana sasany fa olona iray tsy afaka nanamarina ny razana niaviany ilay Adona.​—Ezr 2:59-62; Ne 7:61-64.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara