Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto:
Nahoana isika no tokony hanana finoana foana na inona na inona mitranga? (Mar. 11:22)
Inona avy no soa azontsika rehefa misaintsaina an’ireo sarin-teny momba an’i Jehovah isika? (Sal. 28:7; Lioka 11:11-13; Deot. 32:4; Sal. 23:1)
Inona no hanampy antsika hampitombo ny finoantsika? (Mar. 9:24)
Inona ilay “ota izay mora mamatopatotra antsika,” ary ahoana no hialana amin’ilay izy? (Heb. 12:1)
Nahoana isika no matoky fa hahazo valisoa izay manana ny tena finoana? (Heb. 11:6)