FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sjj hira 49
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
  • Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • ‘Mila Anao’ Aho, Jehovah
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Tanora mampifaly ny fon’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Hijery Hafa
Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
sjj hira 49

HIRA 49

Ampifalio ny Fon’i Jehovah

Endrika Sary

(Ohabolana 27:11)

  1. 1. Nivoady taminao ’zahay:

    ‘Hanompo anao mandrakizay,

    Fa te hanao ’zay sitrakao,

    Te hampifaly ny fonao.’

  2. 2. Azo itokisana sy hendry

    Ilay mpanomponao voatendry.

    Ireo sakafo ara-panahy

    Manampy anay mba tsy hanahy.

  3. 3. Ny fanahy masinao omeo,

    Hanampy anay mba samy haneho,

    Hitafy toetra vaovao,

    ’Zay mampifaly ny fonao.

(Jereo koa ny Mat. 24:45-47; Lioka 11:13; 22:42.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara