FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb p. 106-107
  • Fampidirana ny Fizarana 8

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 8
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-11 — 1 Mpanjaka
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • Ireo bokin’ny Mpanjaka anankiroa: loharanom-pahazavana sarobidy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1985
  • Mpanjaka Hendry i Solomona
    Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly?
  • Izao no Fotoana Handraisana Fanapahan-kevitra Hentitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb p. 106-107
Solomona Mpanjaka, milaza hoe iza no tena renin’ilay zaza

Fampidirana ny Fizarana 8

Nataon’i Jehovah tena hendry i Solomona. Izy koa no nofidiny hanamboatra ny tempoly. Niala tsikelikely tamin’i Jehovah anefa izy. Hazavao amin’ny zanakao hoe mpanompo sampy no nitarika azy hanao an’izany. Lasa nizara roa ny fanjakany, ary nisy mpanjaka ratsy fanahy nitarika ny vahoaka hivadi-pinoana sy hanompo sampy. Be dia be ny mpaminanin’i Jehovah nenjehina sy novonoina tamin’izany. Vao mainka nanompo sampy be ny fanjakana tany avaratra, noho ny nataon’i Jezebela vadin’ny mpanjaka. Ratsy be ny fiainana tany tamin’izany. Mbola betsaka anefa ny Israelita tsy nivadika tamin’i Jehovah, anisan’izany i Josafata Mpanjaka sy Elia mpaminany.

TADIDIO IZAO:

  • Aza mivadika amin’i Jehovah mihitsy, na dia tsy hoatr’izany aza ny fianakavianao sy ny namanao

  • Ho ratsy be ny fiainanao raha tsy tia an’i Jehovah intsony ianao. Hampiany foana kosa ianao raha tsy mivadika aminy mihitsy

  • Rehefa tsapanao hoe tsy tafavoaka intsony ianao, dia amin’izay i Jehovah no hanampy anao. Tsy hampoizinao mihitsy ny zavatra hataony

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara