FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb p. 12-13
  • Fampidirana ny Fizarana 2

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 2
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Handresy ny Ratsy ve ny Tsara Indray Andro Any?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Handresy ny Ratsy ny Tsara
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
  • Iza no Nihaino An’Andriamanitra Talohan’ny Safodrano ary Iza no Tsy Nihaino Azy?
    Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
  • Tantara Andraisantsika Lesona
    Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb p. 12-13
Noa, mampiditra biby ao anaty sambofiara

Fampidirana ny Fizarana 2

Nisy fotoana i Jehovah nandringana ny olona tamin’ny safodrano. Fa maninona? Vao nisy kelikely ny olombelona, dia nisy nanao ratsy ary nisy nanao ny tsara. I Adama sy Eva ary Kaina, ohatra, nifidy ny hanao ratsy, fa i Noa sy Abela kosa nifidy ny hanao ny tsara. Lasa ratsy toetra be anefa ny ankamaroan’ny olona, dia noringanin’i Jehovah. Ho hitantsika ato amin’ity fizarana ity fa hitan’i Jehovah izay safidy ataontsika, ary tsy hamela ny mpanao ratsy handresy mihitsy izy.

TADIDIO IZAO:

  • Tokony hihavana tsara amin’ny olona isika, fa tsy ho tia ady na hahery setra hoatran’ny Devoly sy ny namany

  • Ho sambatra sy hiaina mandrakizay isika, raha mihaino sy mankatò an’Andriamanitra hoatran’ny nataon’i Noa

  • Hitan’i Jehovah daholo ny zava-drehetra. Ho faly izy raha manao ny tsara isika, fa halahelo be kosa raha manao ratsy isika

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara