FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yp1 p. 3
  • Maribolana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Maribolana
  • Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Voalohany
Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Voalohany
yp1 p. 3

Maribolana

Inona no mampiavaka an’ity boky ity?

MISY ANDININ-TENY

manasongadina ny hevi-dehibe

SOSO-KEVITRA

ahitana torohevitra hanampy anao handresy zava-tsarotra

FANTATRAO VE...?

milaza zava-misy mampieritreritra

ZAVATRA ERITRERETIKO HATAO!

azonao anoratana ny zavatra eritreretinao hatao, mba hampiharana izay novakinao

AHOANA NY HEVITRAO?

misy fanontaniana hanampy anao hisaintsaina izay novakinao

Tsy izay ihany anefa...

NY DIARIKO

pejy any amin’ny faran’ny fizarana tsirairay, azonao anoratana ny hevitrao

OLONA MODELY

miresaka mpanompon’Andriamanitra vitsivitsy azo tahafina

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara