FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yp1 p. 215
  • Vehivavy Modely—Rota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vehivavy Modely—Rota
  • Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Voalohany
  • Mitovitovy Aminy
  • “Izay Alehanao no Halehako”
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
  • “Izay Alehanao no Halehako”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Rota
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • “Vehivavy Tsara Tokoa” i Rota
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
Hijery Hafa
Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Voalohany
yp1 p. 215

Vehivavy Modely—Rota

Modely ho antsika i Rota satria tsy nivadika. Maty ny vadiny, ary efa antitra i Naomy rafozany. Tsy nandao an’i Naomy mihitsy anefa izy. Naleony nanaraka an’i Naomy na dia niadana aza izy tany an-tanànany. Efa fantany fa mety tsy hahita vady izy raha mandeha. Azo inoana fa te hanambady izy, nefa tsy izay no zava-dehibe taminy. Tia an’i Naomy kosa izy, ary te hiaraka tamin’ny vahoakan’i Jehovah.—Rota 1:8-17.

Mieritreritra ny hanambady ve ianao? Tahafo àry i Rota, ka aza mifantoka be amin’izany. Mieritrereta kosa hoe: ‘Inona no toetra tokony hananako? Tsy mivadika amin’ny namako ve, ohatra, aho sady tsy tia tena? Mankatò ny didin’Andriamanitra ve aho, na sarotra aza izany indraindray?’ Tsy niezaka mafy nitady vady i Rota. Nahazo vady ihany anefa izy. Matotra sady tsara toetra hoatr’azy ilay vadiny, ary indrindra tia an’Andriamanitra. Mety hahita vady toy izany koa ianao raha manahaka azy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara