FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lc p. 32
  • Teny Fampidirana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Teny Fampidirana
  • Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?
Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?
lc p. 32
Zirafy, tanamasoandro, vorona, sahona

Pejy Roa Amby Telopolo

Nisy namorona ve izao rehetra izao, sa kisendrasendra fotsiny no nampisy azy? Miteraka adihevitra be io fanontaniana io. Tena ilaintsika anefa ny valin’izy io, ary ho hitanao ato izany. Hovaliana ato koa ireto fanontaniana ireto:

  • Natao hiainana ve eto an-tany?

  • Inona no ianarantsika avy amin’ny zavaboary?

  • Marim-pototra ve ny fampianarana momba ny evolisiona?

  • Diso ve ny fitantaran’ny Baiboly momba ny famoronana rehefa jerena ny siansa?

  • Nahoana ianao no mila mandinika raha marina na tsia ny zavatra inoanao?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara