FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sn hira 11
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
  • Mihirà ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • ‘Mila Anao’ Aho, Jehovah
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Tanora mampifaly ny fon’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Hijery Hafa
Mihirà ho An’i Jehovah
sn hira 11

Hira 11

Ampifalio ny Fon’i Jehovah

Endrika Sary

(Ohabolana 27:11)

1. Efa nivoady izahay

Teo anatrehanao Rainay,

Ny hanao ny sitraponao

Sy hampifaly ny fonao.

2. Ireo sakafo ara-panahy

Avy amin’ny voahosotra

Dia mahasoa anay tokoa,

Ara-potoana avokoa.

3. Omeo fanahy masina

’Zahay mba tsy hivadika,

Hidera ny anaranao

Sy hampifaly ny fonao.

(Jereo koa ny Mat. 24:45-47; Lioka 11:13; 22:42.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara