FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sn hira 28
  • Ilay Hira Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ilay Hira Vaovao
  • Mihirà ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Ilay Hira Vaovao
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Ilay Hira Vaovao
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Matokia, Ankalazao i Jehovah!
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Tonga Ihany Ilay Fiainana Mandrakizay!
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Mihirà ho An’i Jehovah
sn hira 28

Hira 28

Ilay Hira Vaovao

Endrika Sary

(Salamo 98)

1. Derao Jehovah, Manaova hira vaovao.

Ny asany mahagaga, Torio sy ambarao.

Rariny tokoa Ny fitsarany rehetra.

Izy no Mpanjaka Sy Mahery Indrindra.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Mihirà

’Lay hira vaovao.

Mihirà,

Jehovah no derao.

2. Koa ankalazao Ny anaran’Andriamanitra.

Mihirà ho azy Amim-pifaliana.

Izy no derao, Ary samia manandra-peo;

Tsofy ny trompetra, Ny lokanga tendreo.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Mihirà

’Lay hira vaovao.

Mihirà,

Jehovah no derao.

3. Ranomasina, Manaova feo fiderana.

Izay eto an-tany, Hobio i Jehovah.

Tendrombohitra, Derao ny Avo Indrindra.

Ny rano rehetra, Samia mankalaza.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Mihirà

’Lay hira vaovao.

Mihirà,

Jehovah no derao.

(Jereo koa ny Sal. 96:1; 149:1; Isaia 42:10.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara