Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Miambena Hatrany!
Nahoana Isika no Tena Mila Miambina, Indrindra Amin’izao Fotoana Izao?
Pirinty natao tamin’ny 2006 (© 2004)
Ny famoahana ity bokikely ity dia anisan’ny asa fampianarana Baiboly maneran-tany tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ny Soratra Grika Kristianina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny avy amin’ny Soratra Grika. Ny andinin-teny avy amin’ny Soratra Hebreo kosa dia avy amin’ny Baiboly Fandikan-teny Protestanta
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Sary Nahazoan-dalana: Fonony: Gilaoby: The George F. Cram Company, Indianapolis, Indiana; pejy 3: Ambony: SABAH ARAR/AFP/Getty Images; ambany: Godo-Foto; pejy 4: Tsy fahampian-tsakafo: UN/DPI Photo by Eskinder Debebe; ady: UN PHOTO 186705/J. Isaac; pejy 9: Olona manjono: © Keith Ross/SuperStock; pejy 19: Fianakaviana sy liona kely: Rhino and Lion Park, Gauteng, South Africa; pejy 20: AP Photo/Bullit Marquez