FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • be p. 286-288
  • Fanondroana Teny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanondroana Teny
  • Mandraisa Soa avy Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana
Mandraisa Soa avy Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana
be p. 286-288

Fanondroana Teny

Andinin-teny

famakiana misy fanamafisan-teny 104, 150-152

fampidirana 144, 147-149

fampirisihana hampiasa 145-146

fanaovana fampiharana mety 153-156, 203-204, 256

fanjohian-kevitra avy amin’ny 155-156, 231-233, 254

fototry ny fampianarana 52-53, 143-144, 148, 224-225, 255-256, 267

teny manodidina 34-35, 149, 232, 256

Anti-panahy

famaliana fanontaniana 144

fampaherezana 268

fampianarana araka ny marina 224-225

fampianarana ny fiangonana 47-49, 284

fananarana 265

fanomezana torohevitra 203-204

Araka ny marina

famakian-teny 83-85

zavatra lazaina 38, 223-225, 242

Baiboly—Jereo Andinin-teny

Drafitra

ao an-tsaina 167, 178

fampiasana 52, 126, 166-169, 176-177, 264

fanomanana 39-42, 168-169, 174

vita pirinty 50, 52-55, 179

Fahaiza-mandanjalanja 69, 192-193, 197-201, 236-237, 242, 251-254

Fahaiza-mifidy teny 160-165, 176, 198-199, 220

mba hanehoana fatokisana 195-196

mba ho mora azo 227-228

teny fampitahana sy teny fampitoviana 240-241

Fahaiza-mifoka rivotra 110, 181-185

Fahaiza-miresaka 62-65

fanontaniana 236-237

fijerena olona eo amin’ny masony 124-125

mampahery 204-205

manomboka 198, 217

miato 99-100

mihaino 159, 187

Fahaizana manjohy hevitra 66-70, 192, 198-200, 237-238, 251-254

Fahatahotahorana 43, 125-126, 128, 135-138

Fahatoniana 43, 125-126, 128, 135-138

Famakiana Baiboly 9-12, 60, 248-249

Famakian-teny 21-26

ampahibemaso 43-44, 85, 97-98, 105, 116, 127, 130, 141

famakiana andininy misy teny hamafisina 104, 150-152

fanamafisana hevitra fototra 105-106

fanomanana anjara 43-44, 94-95, 98, 105-106, 116, 130, 263-264

kilasy fianarana mamaky teny 21-23, 285

mbola tsy hita mialoha 95

mora azo 18, 24-26, 85

tsy misy diso 83-85

Famaranan-teny 177, 208, 220-222

Famelabelarana mirindra tsara 41, 170-173, 214

Famerimberenana 152, 206-208, 210-211, 214

Fampaherezana 266, 268-271

Fampianarana 56-61

anti-panahy—Jereo Anti-panahy

famelabelarana mirindra tsara 41, 170-173, 214

fampiasana andinin-teny 52-54, 155-156, 231-233, 254

fampifanoheran-javatra 57-58, 233

fananarana 265-267

fanaovana fampiharana 53-54, 60, 157-159, 220, 233

fanoharana 53, 57, 240-246, 253-254, 257

fanohinana ny fo—Jereo Fo

fanontaniana—Jereo Fanontaniana

hevitra maro loatra 41, 98, 173, 214, 226-227, 234-235, 264

miorina amin’ny Baiboly 143-144, 148, 224, 255-256, 267

tombantombana sy fomba fihevitra 54, 153, 188

vazivazy mampihomehy 193

Fampianarana Baiboly—Jereo Fitoriana

Fampidiran-dresaka 215-219

andinin-teny 144, 147-149

fitoriana 62-64, 167, 186, 202, 217-219, 236-237

lahateny 208, 215-219

Fampifanoheran-javatra 57-58, 233

Fampitahana 257

Fampitomboana filazan-javatra 241

Fanadinadinana 50, 129

Fanahy masina 19-20, 178

Fanajana 67-68, 124, 187, 190-193, 200-201, 203-204, 252

Fanajana fotoana 34, 45, 175-176, 263-264, 282

Fanamafisan-kevitra 101-104, 150-152

Fananarana, fampirisihana 221, 265-267

Fanaovana famerenana

famakian-teny 94-95, 130, 263-264

fampisehoana 50, 141-142

lahateny 54-55, 136, 264

Fanaovana fampiharana 53-54, 60, 157-159, 220, 233

Fanazavana ahitana fianarana, andraisan-tsoa, ianaran-javatra 33-34, 46, 116, 157-158, 218, 230-233

Fandraisana feo

kasety 44, 91-92

ny an’ny tena 88

Fandrosoana 6-8, 21, 74-77, 271

Fanjakana 58, 209-211, 257, 279-281

Fanoharana 53, 57, 240-246, 253-254, 257

Fanomanana anjara sy lahateny 39-55

anjara amin’ny fivoriambe 50

anjaran’ny mpianatra 43-46

famakian-teny 43-44, 94-95, 98, 105-106, 116, 130, 263-264

fanaovana famerenana 46, 54-55, 136, 264

fanomanana drafitra 39-42, 168-169, 174

faritra 44-45, 78, 82, 283, 285

fifampiresahana, fampisehoana 44-45, 50, 78, 82, 141-142, 166

Fivoriana Momba ny Fanompoana 49-50, 142, 216, 235

hevitra misongadina ao amin’ny Baiboly 47-48

lahateny fampianarana 48-49

lahateny ho an’ny besinimaro 52-55, 249-250

lahateny vakina 50, 106, 127, 130

Fanompoana—Jereo Fitoriana

Fanononana 86-92

anarana ao amin’ny Baiboly 91

kilema tsy hahaiza-miteny tsara 88

mari-panononana litera 90

mazava 86-88

mety 162

Fanontaniana

famaliana 64, 66-70, 143-144, 177-178, 188, 223

fametrahana 58-59, 64, 147-148, 187, 216, 222, 231, 236-239, 253-254, 259

Fanovaovam-peo 111-114

Faritra 44-45, 78, 82, 283, 285

Fatokisana, fatokisan-tena 194-196

amin’ny famaranan-teny 221

fampiasana fanontaniana 238-239

fanamafisan-kevitra 102-103

fihetsehana 122

fijerena olona eo amin’ny masony 124

hamafin’ny feo 109

Fiakanjo sy fihaingo 131-134, 190

Fianakaviana

famakiana Baiboly 11, 60, 248-249

fampiofanana ny ankizy 16, 60

fianarana Baiboly 31-32, 195, 248

Fianarana 27-32

Fiatoana 97-100, 126, 152

Fifampiresahana, fampisehoana 44-45, 50, 78, 82, 141-142, 166

Fifandraisana amin’ny mpihaino—Jereo Fijerena olona eo amin’ny masony

Fifantohana 14, 25

Fifidianana hevitra mety 54, 146, 234-235

Fihainoana 13-16, 64, 187

Fihetseham-po, fahaiza-mipetraka eo amin’ny toeran’ny hafa 115-116, 118-122, 150, 266, 271

Fihetsehana 121-123, 196

Fiheverana sy fiahiana ny hafa 62-65, 119, 125, 159, 186-189, 198, 218

Fijerena olona eo amin’ny masony 124-127, 169, 175

Fijoro sy fipetraka 110, 133-134, 137

Fikarohana 12, 29, 33-38, 40, 226, 231-232

Fisaintsainana 18-19, 24-25, 31, 261

Fisehoana ivelany 131-134, 190

Fitadidiana 17-20

famerenana hitadidiana hevitra 31

famerimberenana 206

fanampian’ny fanahy masina 19-20, 178

fanaovana famerenana 136

fanoharana 240

zavatra hita maso 249-250

Fitahirizam-boky, Efitrano Fanjakana 34, 37

Fitenenana misosa tsara 93-96, 196

miakanakam-piteny 95

Fitenenana na fanomezana fanazavana eo no ho eo 177-178, 208

Fitenenana tsy an-kijery soratra 50, 114, 129-130, 166, 174-178

Fiteny vahiny

fitoriana 64, 186

mpandika teny 55

Fitoriana

amin’ireo tsy manaiky ny Baiboly 68-69, 144, 198-199, 252

famaranan-teny 222

fampianarana Baiboly 60, 69-70, 188-189, 221-222, 227-228, 235, 238, 248-249, 258-262

fanoherana 167-168, 177-178, 195, 199, 253

fanombohan-dresaka 62-64, 100, 125, 159, 167, 186, 198, 202, 217, 236-237

fiverenana mitsidika 222

hafatra 272-281

taratasy 71-73

Fitsipi-pitenenana 164-165

Fiverenana mitsidika—Jereo Fitoriana

Fivoriambe 16, 50

Fivoriana

fandraisana anjara 70, 141

fanomanana 28-31

Fivoriana Momba ny Fanompoana 49-50, 141-142, 216, 235

Fo

fanomanana ny an’ny tena 13-14, 27-28, 115-116

fiezahana hanohina 33-34, 49, 59-60, 166, 238, 258-262

Foto-kevitra 209-211, 218-219, 234

Hafanam-po 115-117, 270-271

Hamafin’ny feo, fitenenana mafy 102, 107-112

fampiasana mikrô 139-142

Hatsaram-panahy 118-120, 123, 125, 266

Hevi-dehibe 29, 39-42, 105-106, 146, 168, 212-214

Hevitra misongadina ao amin’ny Baiboly 47-48

Izay asehon’ny endrika 116-117, 119, 121-125, 196

Jehovah Andriamanitra 272-275

Jesosy Kristy 275-278

Kasety 44, 91-92

Kilema tsy hahaiza-miteny tsara 88

Lafin-javatra hotandremana 43-45, 78-81, 282-284

Lahateny fampianarana 48-49

Lahateny ho an’ny besinimaro 52-55, 249

Lahateny vakina 50

fampiasana mikrô 140-141

fanamafisana hevitra fototra 106

fanamafisan-kevitra 102-103

fijerena olona eo amin’ny masony 127

tsotra, tsy amboamboarina 130

Loha hevitra 39-40, 220-221

Mampahery sy mijery ny lafy tsaran-javatra 158, 192, 202-205, 266

Mari-panononana litera 90

Mari-piatoana 84, 97-98

Miakanakam-piteny 95

Mikrô 139-142

Mora azo 161, 226-229, 232-233, 242-246

Mpandika teny 55

Ohatra ampiasaina 34, 57, 158, 216, 240-246, 257

Ohatra omen’ny tena 61, 195, 229, 267

Porofo marim-pototra 255-257

Sarintany 12, 248-249

Sekolin’ny Fanompoana

anjara 7, 43-49, 78, 284-285

famakiana Baiboly 11, 47-48

fampiasana ny bokin’ny sekoly 6-7, 283

faritra 44-45, 78, 82, 283, 285

fisoratana anarana 282

kilasy fanampiny 285

kilasy fianarana mamaky teny 21-23, 285

lafin-javatra hotandremana 43-45, 78-81, 282-284

mpanampy 285

mpiandraikitra 45, 78, 282-285

mpisolo toerana 7, 137

zava-kendreny 5-8

Tanjona 56, 77

Taratasy 71-73

Teny

fifidianana 160-165, 195-196, 198-199, 219, 228, 240-241

voatonona mazava tsara 86-88

Teny fampitahana 240

Teny fampitoviana 240-241

Toetran’ny feo 119, 138, 181-185

Toy ny miresaka andavanandro 129-130, 166, 175-176, 179-180

Tsotra, tsy amboamboarina 121, 128-130, 166, 175-176, 179-180, 196

Tsy fanenjanana hozatra 87, 184-185

Valin-teny any amin’ny fivoriana 70, 141

Vavaka 14, 28, 56, 178

ampahibemaso 168

valiny 136-137

Vazivazy mampihomehy 193

Vidéo 249

Voambolana 25-26, 94-95, 160-165

Za-draharaha 76-77, 137

Zavatra hita maso 247-250

Zavatra mahakivy 202-203

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara