Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Fiainana Mahafa-po — Ahoana no Hahitana Izany?
Tsy natao hamidy ity bokikely ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana (toy ny hoe NW ho an’ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao—Fanaovana Fikarohana, anglisy), ny andinin-teny rehetra dia avy amin’ny Baiboly Fandikan-teny Protestanta (1997)
Pirinty natao tamin’ny Febroary 2020
Malagasy (la-MG)
© 2001 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Sary Nahazoan-dalana
Pejy 12: NASA photo; pejy 13: Ambony: Courtesy of Israel Antiquities Authority; pejy 15: Ambony: Culver Pictures; afovoany: © Nobelstiftelsen; ambany: NASA and The Hubble Heritage Team (STScl/AURA); pejy 17: Ordinatera: Photo courtesy of Sandia National Laboratories; pejy 18: Soratra hebreo: Sary nahazoan-dalana tamin’ny Ancient Biblical Manuscript Center for Preservation and Research, Claremont, California. All rights reserved; pejy 25: UN PHOTO/Jean Pierre Laffont; pejy 30: Rahona ataomika: USAF photo; miaramila: U.S. Marine Corps photo; ankizy mosarena: WHO/OXFAM