Loha Hevitra ato Anatiny
PEJY TOKO
5 1 Mpaminany Fahiny Iray Nitondra Hafatra Maoderina
11 2 Ny Ray Iray sy Ireo Zanany Mpikomy
22 3 “Aoka Isika Hamerin-javatra Amin’ny Laoniny”
37 4 Nasandratra ny Tranon’i Jehovah
49 5 Mampietry ny Manambony Tena i Jehovah
61 6 Misy Sisa Amin’ny Olony Amindran’i Jehovah Fo
73 7 Lozan’ilay Tanimboaloboka Tsy Nahatoky!
87 8 Ao Amin’ny Tempoliny Masina i Jehovah Andriamanitra
101 9 Mitokia Amin’i Jehovah, Rehefa Miatrika Zava-tsarotra
117 10 Ny Fampanantenana Andrian’ny Fiadanana Iray
144 12 Aza Matahotra An’ilay Asyrianina
157 13 Famonjena sy Fifaliana eo Ambanin’ny Fanjakan’ny Mesia
172 14 Mampietry ny Tanàna Mizahozaho Iray i Jehovah
189 15 Ny Fikasan’i Jehovah Hamely Ireo Firenena
208 16 Mitokia Amin’i Jehovah mba Hahazoana Tari-dalana sy Fiarovana
230 18 Fandraisana Fianarana avy Amin’ny Tsy Fahatokian’ny Hafa
244 19 Nampietry ny Fiavonavonan’i Tyro i Jehovah
271 21 Nanjary Avo ny Tanan’i Jehovah
287 22 Nanambara Mialoha ny ‘Zavatra Hafahafa Hataon’i Jehovah’ i Isaia
302 23 Aza Mitsahatra Miandry An’i Jehovah
316 24 Tsy Misy Fanampiana avy Amin’ity Tontolo Ity
329 25 Ilay Mpanjaka sy Ireo Andrianany
342 26 “Tsy Hisy Amin’ny Mponina ao Hilaza hoe: Marary Aho”
356 27 Hampihatra ny Fahatezerany Amin’ireo Firenena i Jehovah
369 28 Tafaverina ny Paradisa!
382 29 Novalian-tsoa ny Finoan’ny Mpanjaka Iray