Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Ny Fitondram-panjakana Izay Hitondra ny Paradisa
Pirinty natao tamin’ny 2006 (© 1986)
FANAMARIHANA: Ny fanafohezana hoe MN dia Les Saintes Écritures — Traduction du monde nouveau. Raha tsy misy filazana, ireo andinin-tenin’ny Baiboly dia avy amin’ny Fandikan-teny Malagasy. Raha ny amin’ny daty, ny dikan’ny hoe tal. fan. ir. dia “talohan’ny fanisan-taona iraisana” ary ny hoe a. fan. ir. dia “amin’ny fanisan-taona iraisana”.