Fanondroana Hira
Ady ara-panahy
Ambarao ny Andro Famalian’i Jehovah 189
Aoka Tsy Hihozongozona ny Finoantsika! 10
Araho Ilay Mpanjaka Mandresy! 209
Aza Matahotra Azy Ireo! 27
Jereo ny Tafik’i Jehovah! 166
Mandroso ny Tafik’Andriamanitra 39
Mandrosoa Amin-kerim-po 56
Mandrosoa, ry Vavolombelona! 29
Miambena Hatrany, Aoka Isika ho Mafy Orina sy Hatanjaka 174
Reseo Izao Tontolo Izao 3
Fanjakan’Andriamanitra
Ahariharin’Andriamanitra ny ‘Fikasany Mandrakizay’ 99
Fampanantenana Fanafahana ho An’ny Olombelona 7
Henoy ny Vaovao Tsaran’ilay Fanjakana 139
Hiram-pifaliana 208
Ho Vaovao ny Zava-drehetra 187
Indro ny Andron’i Jehovah! 195
Mahafaly ny Fananganana ny Maty 102
Manantena Fanafahana ny Zavaboary 142
Mandosira ho Amin’ny Fanjakan’Andriamanitra! 146
Ny Fanjakana Arivo Taonan’Andriamanitra 60
Ny Fifalian’i Ziona 83
Ny Firenena Masin’i Jehovah 141
Porofon’ny Fitiavan’Andriamanitra ny Fananganana ny Maty 185
Tano Mafy ‘Ilay Fanantenana Mahafaly Antsika’ 119
Jereo koa: 4, 16, 23, 53, 137, 181
Fanoloran-tena sy batisa
An’iza moa Isika? 207
Fanoloran-tena ho An’Andriamanitra 13
Nanolo-tena ho An’Andriamanitra Isika! 202
Vahoaka Nanolo-tena ho An’i Jehovah 196
Fanompoana ilay Fanjakana
Afafazo ny Voan’ilay Fanjakana 133
Ambarao ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana 192
Aoka Hamirapiratra ny Fahazavantsika 63
Aoka Isika Hamindra Fo 215
Avia Hirao Ilay Fanjakana! 181
Hafanam-po ho An’ny Tranon’i Jehovah 31
Hiram-pandresena 171
Hirao ny Hiran’ilay Fanjakana Mahafaly 20
Hobio ny Fanjakan’i Jehovah! 21
Ilay Fanompoana Mahafaly 130
Ilay Hira Vaovao 169
“Inty Aho, Iraho Aho” 204
“Isan-trano” 32
Izao no Fotoana! 129
Mampanan-karena ny Fitahian’i Jehovah 9
Mandrosoa Hatrany! 123
Mandrosoa, ry Mpitory Ilay Fanjakana! 43
Mankalazà An’ilay Andriamanitra Mpanjakantsika 148
Manompoa Bebe Kokoa toy Ireo Nazirita 128
Miandania Amin’i Jehovah! 143
Mifalia Amin’ny Asa Fijinjana 211
“Mifalia Ianareo Hafa Firenena”! 14
Mitombo ny Asan’ilay Fanjakana 53
Mitondra Fifaliana sy Vokatra Be ny Asan’ilay Fanjakana 72
Mitoria Amim-pahasahiana 92
“Sitrako Tokoa” 156
Tafika Lehibe Ireo Vehivavy 82
Tahafo i Jeremia 70
Tano Mafy ny Vaovao Tsara! 71
Torio ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana 126
Torio ny Fanjakan’i Jehovah! 151
“Torio ny Teny”! 162
Torio ny Vaovao Tsara Mandrakizay 6
Torio ny “Vaovao Tsaran’ilay Fanjakana”! 193
Vavolombelon’i Jehovah Isika! 113
Jereo koa: 16, 17, 19, 27, 30, 42, 47, 52, 107, 139, 172, 189, 201, 206
Fiderana an’i Jehovah
Derao i Jah! 165
Derao i Jehovah Andriamanitsika! 100
Derao i Jehovah, Ilay Vatolampy 41
Derao i Jehovah, ry Zavaboary Rehetra! 5
Faly Midera An’i Jehovah 75
Hidera An’i Jehovah Aho 1
Hira ho An’ilay Avo Indrindra 104
Jehovah no Derao 48
Jehovah, Herinay sy Tanjakay 47
Midera Anao Ireo Olonao Tsy Mivadika 223
Midera An’i Jehovah Ireo Mpanompony Tsy Mivadika 136
Midera An’i Jehovah ny Zavaboary 79
Midira eo An-tokotanin’ny Tempolin’i Jehovah! 194
Mihirà ho An’i Jehovah! 197
Omeo Voninahitra i Jehovah Raintsika 96
Tompoy i Jehovah, Ilay Tompo Fara Tampony 90
Fifankatiavan’ny mpirahalahy
Aoka Isika Hifamela Heloka 110
Be Fitiavana Ireo Mpiandry ny ‘Ondrin’Andriamanitra’ 184
Fiahiana “ny Andian’ondrin’Andriamanitra” 101
Fivoriana Amim-piraisan-tsaina 65
‘Manehoa Firaiketam-po Lalina’ 216
Miaraha Miasa Amim-piraisan-tsaina 213
‘Mifandraisa Tsara Ianareo’! 155
“Mifankatiava Fatratra” 115
Tahio ny Fiarahanay Mivory 28
Tahio ny Fifankatiavanay 18
‘Tsy Maintsy Ampiantsika Ireo Mila Ampiana’ 116
Vavolombelona Maro 127
Jereo koa: 118, 122, 158, 182, 200
Fomba fiaina kristianina
Ampifalio ny Fon’i Jehovah 51
Andriamanitra no Ankatoavy fa Tsy Olona 2
Andriamanitra no Nanorina ny Fanambadiana 117
“Ao Amin’ny Manetry Tena no Misy Fahendrena” 73
Aoka Isika Hamaly ny Fitiavan’Andriamanitra 50
Aoka Isika Handeha Amin’ny Anaran’Andriamanitsika 80
Aoka Isika Hitandrina mba Hitondra Tena Tsara 106
Aoka Isika Hiteny ny “Fiteny Madio” 78
Aoka Isika Hitondra Tena “toy ny Kely Indrindra” 122
Aoka Isika ho Mendrika ny Anarantsika 34
Araho ny Fomba Fiaina Takin’Andriamanitra 214
Arovy ny Fonao 132
Ataovy Fomba Fiainanao ny Fahamarinana 191
Ataovy Izay Hampahomby ny Lalanao 40
Ataovy Izay Takin’Andriamanitra 26
‘Balsama any Gileada’ 182
‘Fantaro Tsara Izay Zava-dehibe Kokoa’ 210
Henoy ny Hafatr’i Joda 22
Ireo Zava-tsoan’Andriamanitra 25
‘Ity no Lalana’ 42
Katsaho Hatrany Aloha Ilay Fanjakana 172
Mahafoy Tena ho An’Andriamanitra Sady Mahay Mianina 69
Manàna Fahari-po 145
Manàna Laza Tsara eo Anatrehan’Andriamanitra 37
Manangòna Harena any An-danitra 67
Mianara Momba Ilay Andriamanitsika 198
Miaraha Mandeha Amin’Andriamanitra! 138
Miaraha Mandeha Amin’i Jehovah Isan’andro 55
Miezaha mba ho Naman’i Jehovah 217
“Miovaova ny Sehatr’ity Tontolo Ity” 199
Miray Saina Isika Kristianina 158
“Ny Mpanome Amim-pifaliana no Tian’Andriamanitra” 12
Olona Tokony Hanao Ahoana moa Isika? 177
Sambatra ny Vahoakan’i Jehovah 57
Toy ny “Ando” ny Vahoakan’i Jehovah 17
“Tsy Anisan’izao Tontolo Izao” 24
Jereo koa: 29, 54, 107, 118, 152
Jehovah Andriamanitra
“Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra” i Jehovah 58
Aoka Isika Hifikitra Amin’i Jehovah Andriamanitsika 131
Be Fitiavana Ilay Andriamanitra Tsy Mivadika 114
Efa Akaiky ny Fotoana Voatondro 137
Efa Lasa Mpanjaka i Jehovah! 33
Fankasitrahana ny Faharetan’Andriamanitra 81
Fonenanay Ianao, Jehovah 135
Ho Fantany fa Ianao no Jehovah 112
Hobio Ilay Mpanjaka Be Voninahitra! 176
Ireo Toetran’i Jehovah 97
“Izaho no Jehovah”! 61
Jehovah, Andriamanitra Lehibe! 49
Jehovah no Andriamanitra Mpamonjy Antsika 153
Jehovah no eo Anilako 125
Jehovah no Fialofantsika 85
Jehovah no Mpamonjy Antsika 74
Jehovah no Mpamorona Antsika 154
“Jehovah no Mpiandry Ahy” 77
Jehovah no Namana Tsara Indrindra 76
Kanto ny Toeram-pivavahana Amin’i Jehovah 93
Lehibe Sady Mahagaga ny Asan’Andriamanitra 84
Mampianatra Antsika i Jehovah 91
Manatòna An’i Jehovah 225
Ny Anaran’ilay Raintsika 52
Ny Seza Fiandrianan’i Jehovah any An-danitra 219
Ry Mpanjaka Mandrakizay, Hamasino ny Anaranao! 94
Tena Mikarakara Antsika i Jehovah 44
‘Tsy Mahay Mandainga Andriamanitra’ 149
Jereo koa: 50, 75, 79, 100, 124, 152, 217, 223
Jesosy Kristy
Ekeo Ilay Mpanjaka Vaovaon’ny Tany 168
“Ento ny Ziogako” 224
Hobio ny Lahimatoan’i Jehovah! 105
Ilay Mofo avy any An-danitra 150
Kristy no Modelintsika 205
Mitovy Amin’ilay Solemita ny Sisa Voahosotra 11
Ny Sakafo Harivan’ny Tompo 87
Paradisa (ankehitriny sy ho avy)
Banjino Ilay Lokanao! 222
Banjino ny Fiainana Mandrakizay! 15
Fampanantenana Fiainana Mandrakizay 109
Hiaraka Amin’i Kristy any Amin’ny Paradisa 218
Ilay Paradisa Ankehitriny sy Ilay ho Avy 220
Mampanantena Paradisa Andriamanitra 4
Tanora
Fanomezana Sarobidy avy Amin’Andriamanitra ny Zanaka 164
Manompoa An’i Jehovah Dieny Mbola Tanora 157
Ny Tanora eo Anivon’ny Vahoakan’Andriamanitra 183
Ry Tanora, Tahafo ny Finoan’izy Ireo! 221
Tenin’Andriamanitra
Ankasitraho Ireo Fampahatsiahivan’Andriamanitra 59
“Aoka Andriamanitra no ho Hita fa Marina” 170
Azo Antoka ny Tenin’i Jehovah 108
Harena Sarobidy ny Bokin’Andriamanitra 180
Mahasoa Antsika ny Tenin’Andriamanitra 46
Manafaka Antsika ny Marina 121
Mihamamiratra Hatrany ny Hazavana 111
Mitarika ny Vahoakany i Jehovah 203
Ny Fanantenana Omen’ny Baiboly ny Olombelona 23
Ny Lanitra Mitory ny Voninahitr’Andriamanitra 175
Jereo koa: 22, 40, 79, 131, 149, 191
Toetra kristianina
Ankasitrahantsika ny Fangoraham-pon’Andriamanitra 152
Aoka Isika Hanaja ny Tranon’Andriamanitra 118
Aoka Isika Haneho Fitiavana 86
‘Aoka Isika Hitomban-dahy Hatrany’ 134
Aoka Isika Tsy Hivadika 38
Aoka Isika Tsy Hivadika toa An’i Rota 120
Ekeo Hatrany ny Fandaharan’Andriamanitra 8
Faly Mandritra ny Andro 19
Famantarana ny Mpianatr’i Kristy 200
Fatorana Mampiray Tonga Lafatra ny Fitiavana 173
Finoana toy ny An’i Abrahama 64
Lehibe Tokoa ny “Fiadanan’Andriamanitra”! 178
Manana Fiadanana Isika 159
Mandehana Amin’ny Tsy Fivadihana 160
Matokia, Ankalazao i Jehovah! 107
“Mazoto Amin’ny Asa Tsara” 30
Miadia Mafy Hiaro ny Finoana 98
“Mifalia Amin’ny Fanantenana” 206
Mifalia Amin’ny Fanantenana Ilay Fanjakana! 16
Mifalia Miaraka Amin’ny Firenen’Andriamanitra 201
Ny Fifaliana avy Amin’Andriamanitra 186
Ny Fitiavana no Lalana Tsara Indrindra 35
Ny Herin’ny Hatsaram-panahy 66
Ny Modelim-pitiavana Omen’Andriamanitra 89
Ny Tena Fangoraham-po 68
Ny Vokatry ny Fanahy 163
“Sambatra ny Malemy Fanahy” 36
Sambatra ny Mamindra Fo! 62
Tsy Maintsy Manam-pinoana Isika 144
Tsy Maintsy Masina Isika 54
Tsy Maintsy Miandry An’i Jehovah Isika 179
Vokatry ny Fanahy ny Fifehezan-tena 124
Vokatry ny Fanahy ny Hatsaran-toetra 95
Vavaka
Apetraho Amin’i Jehovah ny Entanao 103
Fisaorana An’ilay Mpanome Aina 167
Harena Tsy Mety Simba 147
Hira ho An’i Jehovah 190
Miandrasa An’i Jehovah 140
Misaotra, Jehovah 212
Mivavaha Amin’i Jehovah Isan’andro 161
Tombontsoa ny Mivavaka 188
Vavaka Fisaorana 45
Vavaky ny Mpanompon’Andriamanitra 88