FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 203
  • Mitarika ny Vahoakany i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mitarika ny Vahoakany i Jehovah
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Jehovah, Herinay sy Tanjakay
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Jehovah, Herinay sy Tanjakay
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • “Jehovah no Mpiandry Ahy”
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • “Jehovah no Mpiandry Ahy”
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 203

Hira 203

Mitarika ny Vahoakany i Jehovah

(Salamo 31:3)

1. Mitarika antsika Jehovah,

Manome fahendrena sady mampianatra.

Nomeny fahafahana isika.

Voasoratra ao am-pontsika ny marina.

2. Manampy ny fanahy masina,

Ka dia mihamazava ny fahamarinana.

Mikarakara amim-pitiavana

Ilay “mpanompo mahatoky sy malina.”

3. Ny marina manitsy ’zay diso,

No sady manatanjaka, mampahery koa.

Ekeo ny fanitsian’i Jehovah,

Dia izy no hitari-dalana antsika.

4. Jehovah dia manampy antsika,

Mba hahatakarantsika ny fahamarinana.

Sakaiza tsara indrindra Jehovah,

Manampy na dia sarotra aza ny fiainana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara