FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 132
  • Arovy ny Fonao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Arovy ny Fonao
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Arovy ny Fonao
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Mitandrema Foana mba Tsy ho Resin’ny Fakam-panahy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
  • Arovy ny Fonao
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • “Fiadanana ho anareo”!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 132

Hira 132

Arovy ny Fonao

(Ohabolana 4:23)

1. Mba hahazoanao fiainana,

Arovy ny fonao.

Ny Tenin’Andriamanitra,

Saintsaino sy araho.

Izay rehetra ataonao

Dia avy ao an-tsainao.

Koa aoka hadio hatrany

Ny eritreritrao.

2. Tena miaro ny fonao

Ny vavaka ataonao.

Resaho amin’i Jehovah

’Zay mampanahy anao.

Ianaro koa ny Teniny,

Vakio isan’andro,

Ary ataovy namanao

Ireo madio am-po.

3. Mifantoha amin-javatra

Madio sy mahitsy,

Ary ’zay zava-dehibe

Sy mahatehotia.

Ny fisaintsainana izany

No hiaro ny fonao,

Ny fiainana mandrakizay

No ho valisoanao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara