FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 117
  • Andriamanitra no Nanorina ny Fanambadiana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Andriamanitra no Nanorina ny Fanambadiana
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Fanomezan’Andriamanitra ny Fanambadiana
    “Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”
  • Ataovy toy “ny Tady Randran-telo” Foana ny Fanambadianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Ahoana no Hananana Tokantrano Sambatra?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Ny fanambadiana: fanomezana mitondra fifaliana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 117

Hira 117

Andriamanitra no Nanorina ny Fanambadiana

(Matio 19:4-6)

1. Naorin’i Jehovah

Ny fanambadiana.

Nataony nofo iray

Ny vavy sy ny lahy.

Mifankatia izy ’reo

Ary miray saina,

Ka hiaraka hanompo

An’Andriamanitra.

2. Ny Tenin’i Jehovah,

Ampiharo foana.

Ny lahy no voatendry

Mba ho mpitarika.

Aoka ny lehilahy

Ho be fitiavana;

Ny vehivavy kosa

Haneho fanajana.

3. Ny tady randran-telo

Dia mafy noho ny roa.

’Reo tia an’i Jehovah,

Ho sambatra tokoa.

’Zay manome hatrany,

Tena ho afa-po.

Tompoy àry Jehovah,

Ho faly ianareo roa.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara