FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • tp73 p. 3
  • Fanoroam-pejy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanoroam-pejy
  • Ny Tena Fiadanana sy Filaminana—Avy Aiza no Hiaviany?
Ny Tena Fiadanana sy Filaminana—Avy Aiza no Hiaviany?
tp73 p. 3

Fanoroam-pejy

PEJY TOKO

5 1 Tsy maintsy misafidy daholo isika rehetra

9 2 Afaka miantoka fiadanana sy filaminana maharitra ve ny olombelona

22 3 Manome ohatra tsara ve ireo fivavahana eo amin’izao tontolo izao?

37 4 Aorian’ny fandringanana an’izao tontolo izao — ny fiadanana haneran-tany

46 5 Fanontaniana iray mikasika anao

58 6 Tsy manao na inona na inona ve Andriamanitra?

72 7 Rahoviana no ho tonga ny fandringanana an’izao tontolo izao voalazan’ny faminaniana?

90 8 Iza no ho tafita velona?

98 9 Ny fiadanana sy filaminana maneran-tany — fanantenana azo antoka

111 10 Vonona ny hampifanaraka ny fiainanao amin’ny fahamarinana ve ianao?

120 11 “Tsy naman’izao tontolo izao” ireo ho tafita velona

132 12 Ilaina ny fanajana ny fahefana mba hiainana amim-piadanana

145 13 Ahoana no fiheveranao ny amin’ny lahy sy ny vavy?

155 14 Ny fanajana ny aina izay fanomezana

166 15 Nahoana no miahy ny amin’ny hafa?

178 16 Ny fisafidianana izay miantoka ny fiainana ao anatin’ny tena fiadanana sy filaminana

Ny toko sy andininy ao amin’ny Baiboly voatonona ao amin’ity boky ity dia azo vakina ao amin’izay rehetra mety ho fandikan-tenin’ny Baiboly. Nefa, raha tsy misy filazana, ny andinin-teny noraisina dia notsoahina avy tao amin’ny fandikan-teny malagasy. Ireto ny fanafohezana ny anaran’ny fandikan-tenin’ny Baiboly hafa noraisina:

Da — Ny Baiboly Masina, nataon’i J.N. Darby, fanontana tamin’ny 1952.

Jé — Ny Baiboly Masina nadika teo ambany fitarihan’ny Sekoly araka ny Baiboly any Jerosalema (1956)

MN — Fandikan-tenin’izao tontolo izao vaovao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara