Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Henoy Ilay Mpampianatra Lehibe
“Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza rarana”. — Lioka 18:16.
Pirinty natao tamin’ny 1995
Raha tsy misy fanamarihana manokana (toy ny hoe NW ho an’ny New World Translation of the Holy Scriptures—With References, Fanontana 1984), ny fakan-teny ao amin’ny Baiboly dia notsoahina avy amin’ny fandikan-teny malagasy, 1992