Fanoroam-pejy
PEJY TOKO
5 1 Misy fitahiana kanto avy amin’Andriamanitra efa antomotra izao!
11 2 Ny antony hahamalina anao raha mandinika ny fivavahanao
27 4 Ny antony mahatonga antsika hiharan’ny fahanterana sy ny fahafatesana
46 6 Jesosy Kristy, ilay hitahian’Andriamanitra ny olombelona
55 7 Misy ve izany hoe fanahy ratsy?
65 8 Nahoana moa Andriamanitra no namela ny zava-dratsy hisy hatramin’izao androntsika izao?
75 9 Ny antony hisian’ny “ondry vitsy” mankany an-danitra
82 10 Ny Fanjakan’Andriamanitra dia manana fahefana eo afovoan’ny fahavalony
94 11 Ireo andro faran’izao fandehan-javatra ratsy izao
102 12 Hanova ny tany ho paradisa ny fanapahana marina iray
114 13 Ny tena Fiangonana na Eglizy sy ny fanorenany
122 14 Ny fomba famantatra ny fivavahana marina
140 16 Fanaon’ny olona tsy ankasitrahan’Andriamanitra
151 17 Ny fomba fivavaka mba hovalian’Andriamanitra
157 18 Mpanara-dalàna ny kristiana
163 19 Ho fanehoana fiheverana an’Andriamanitra dia aoka isika hanaja ny aina sy ny ra
170 20 Ny fomba hananana fiainam-pianakaviana sambatra
181 21 Ny fanapahan-kevitrao hanompo an’Andriamanitra
187 22 Ny fivavahana marina dia fomba fiaina
Ny filazana toko sy andininy ao amin’ny Baiboly tsy arahin’ny fanafohezana, dia avy amin’ny fandikan-teny malagasy.
Afa-tsy izay, ny fanafohezana an’ireo fandikan-tenin’ny Baiboly dia:
AC — Fandikan-tenin’i Crampon 1905a
Da — Fandikan-tenin’i J.-N. Darbyb
Jé — Baibolin’i Jerosalemac
MN — Ny Soratra grika kristiana — Fandikan-tenin’izao tontolo izao vaovaod
Sg — Fandikan-tenin’i Segonde
Sy — Fandikan-teny Synodalaf
NW — New World Translationg
Kat — Mompera Jesoita amin’ny Vikarian’Antananarivo 1935
Ny dikan’ny hoe “a. p.” Dia hoe fanazavana “ambany pejy”
[Fanamarihana ambany pejy]
a amin’ny fiteny frantsay
b amin’ny fiteny frantsay
c amin’ny fiteny frantsay
d amin’ny fiteny frantsay
e amin’ny fiteny frantsay
f amin’ny fiteny frantsay
g amin’ny fiteny anglisy