FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g21 No. 1 p. 16
  • Mila Fanazavana Fanampiny ve Ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mila Fanazavana Fanampiny ve Ianao?
  • Mifohaza!—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Miantsoantso ny Tena Fahendrena
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • Hita Amin’ny Fiainanao ve ny “Fahendrena avy any Ambony”?
    Manatòna An’i Jehovah
  • “Mamelombelona ny Vatana ny Fo Tony”
    Mifohaza!—2020
  • “Sambatra Izay Olona Mahita Fahendrena”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
Hijery Hafa
Mifohaza!—2021
g21 No. 1 p. 16

Mila fanazavana fanampiny ve ianao?

Video ara-baiboly mandeha amin’ny telefaonina.

Izao no nosoratan’ny lehilahy hendry iray: “Ny fahendrena no zava-dehibe indrindra. Koa miezaha hanana fahendrena, ary izay rehetra azonao dia ampiasao hahazoana fahiratan-tsaina.” (Ohabolana 4:7) Ampian’ny Mpamorona isika mba ho hendry, amin’izay isika hahay hanapa-kevitra sy ho sambatra.

Midira ao amin’ny jw.org/mg raha mbola te hahita torohevitra feno fahendrena avy ao amin’ny Baiboly ianao. Ireto avy no ho hitanao ao:

  • BAIBOLY

  • VIDEO

  • SARY MIAINA

  • FANADINADINANA

  • LAHATSORATRA

Maimaim-poana daholo ireo ary afaka manampy ny olon-drehetra na firy taona na firy taona, ary na mahantra na manankarena.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara