FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g18 No. 2 p. 2
  • Fampidiran-dresaka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidiran-dresaka
  • Mifohaza!—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2009
  • Ry Ray Aman-dreny, Tezao Amim-pitiavana ny Zanakareo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
  • Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao? Fizarana 2
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Jehovah — Andriamanitra Manambara Zava-miafina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1997
Hijery Hafa
Mifohaza!—2018
g18 No. 2 p. 2

Fampidiran-dresaka

Torohevitra 12 Mahasambatra ny Fianakaviana

Be dia be ny fianakaviana tsy sambatra amin’izao.

  • Nitombo be ny isan’ny mpivady nisaraka tany Etazonia, teo anelanelan’ny 1990 sy 2015. Lasa avo roa heny izany ho an’ireo mpivady 50 taona mahery, ary avo telo heny ho an’ireo 65 taona mahery.

  • Maro ny ray aman-dreny sahiran-tsaina, satria misy manam-pahaizana milaza fa tokony hoderaina foana ny ankizy. Ny hafa indray miteny hoe tokony ho hentitra be amin’ny zanany izy ireo.

  • Be dia be ny tanora tsy manana ny fahaizana ilaina mba hiatrehana ny fiainana.

Raha ny marina anefa dia hoe:

  • Afaka ny ho sambatra ny mpivady sady afaka ny haharitra ny fiarahan’izy ireo.

  • Azon’ny ray aman-dreny atao tsara ny manafay ny zanany fa tokony hatao amim-pitiavana izany.

  • Azon’ny tanora atao ny manana ny fahaizana ilaina mba hiatrehana ny fiainana.

Amin’ny fomba ahoana? Misy torohevitra 12 mahasambatra ny fianakaviana ato amin’ity Mifohaza! ity.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara