Ao Amin’ny Internet
VIDEO
‘Vaovao Tsara ho An’ny Firenena sy Foko ary Olona Samy Hafa Fiteny’
Ho hitanao ao amin’io video io hoe ahoana no ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah mba hitoriana ny hafatra ao amin’ny Baiboly amin’ny fiteny an-jatony eran-tany. (Jereo ao amin’ilay hoe ZAVATRA MISY > VIDEO)