Inona no Ilain’ny Ankizy avy Amin’ny Ray Aman-dreniny?
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.
Mifohaza!—2012
g 11/12 p. 32
Inona no Ilain’ny Ankizy avy Amin’ny Ray Aman-dreniny?
Be dia be izao ny herisetra sy ny zavatra vetaveta mety ho hitan’ny ankizy. Tena ilaina àry ny manampy azy ireo hifandray tsara amin’Andriamanitra sy hahalala an’izay fitondran-tena mety. Inona no hanampy ny ray aman-dreny hitaiza ny zanany? Ray aman-dreny maro no mahomby satria manaraka izay lazain’ny Baiboly. Miaiky izy ireo fa misy tari-dalana tsara momba ny fitondran-tena sy ny fomba fiaina ao.