FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 6/12 p. 32
  • Resiko Ilay Fahazaran-dratsy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Resiko Ilay Fahazaran-dratsy
  • Mifohaza!—2012
Mifohaza!—2012
g 6/12 p. 32

Resiko Ilay Fahazaran-dratsy

● Navoaka tamin’ny herintaona ilay boky Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Voalohany. Hazavaina eo amin’ny pejy 180 amin’io boky io ny Ohabolana 24:16, izay milaza fa mety ho lavo impito ny marina nefa tafarina ihany. Tena nanampy ny tanora iray izany. Hoy izy: “Hitako amin’ilay sary eo amin’io pejy io fa voamarik’Andriamanitra ny ezaka ataoko. ... Io boky io no nahitako hoe afaka manao vavaka voafaritra kokoa sy mangataka ny fanampian’Andriamanitra aho, mba tsy hihevi-tena ho tsy misy dikany. Ho afaka amin’ny fahazaran-dratsiko aho amin’izay, satria alohan’ny ho tratran’ny fakam-panahy aho no hivavaka.

“Matoky aho fa ho resiko ilay izy, na dia efa mihoatra ny im-77 aza aho no lavo. Tsy mieritreritra intsony aho hoe izaho no be fahotana indrindra eto an-tany.”

Raha te hanafatra an’io boky io ianao, dia fenoy ilay tapakila eto ambany ary alefaso any amin’ilay adiresy voalaza eo amin’ny pejy 5 amin’ity gazety ity.

□ Mba andefaso an’io boky io aho.

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara