FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 10/11 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Ampiofano Manomboka eo Amin’ny Maha-zazakely Azy ny Zanakao
    Ny Tsiambarantelon’ny Fahasambaram-pianakaviana
  • Manomeza fanabeazana ireo zanakao hatramin’ny vao fahakelezany indrindra
    Ny Fomba Hahitana Fiainam-pianakaviana Sambatra
  • Mitadiava Torohevitra Tsara
    Mifohaza!—2007
  • Ampifalio ny fon’ny ray aman-dreninao
    Ny Fomba Hahitana Fiainam-pianakaviana Sambatra
Hijery Hafa
Mifohaza!—2011
g 10/11 p. 2

Pejy Faharoa

Ahoana no Hitaizako ny Zanako?

Izao angamba no zavatra tsy tian’ny ray aman-dreny hoeritreretina indrindra rehefa mandinika ny zanany vao teraka izy: Tsy maintsy hihalehibe io zaza io ary hitokan-trano. Izany anefa no tsy maintsy hitranga satria hoy ny Baiboly: “Ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin’ny vadiny.” (Genesisy 2:24) Toy izany koa ny vehivavy.

Faly sahirana anefa ny ray aman-dreny rehefa lehibe ny zanany ka handao azy. Manahy izy ireo ka manontany tena hoe: ‘Nety tsara ve ny nitaizako ny zanako? Haharitra amin’ny asany ve izy? Hahay hikarakara ny tranony sy hitantam-bola ve izy?’ Tena mampanahy azy koa ny hoe mbola hanaraka ny fitsipika nampianariny ve ny zanany.—Ohabolana 22:6; 2 Timoty 3:15.

Ho hita ato amin’ity laharana manokana amin’ny Mifohaza! ity ny torohevitry ny Baiboly hanampy ny ray aman-dreny hitaiza ny zanany kely mandra-pahalehibeny.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara