FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 10/09 p. 32
  • Ho Hitanao Ato:

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ho Hitanao Ato:
  • Mifohaza!—2009
Mifohaza!—2009
g 10/09 p. 32

Ho Hitanao Ato:

● Inona avy ireo toro lalana fito hahasambatra ny tokantranonao? Jereo ny pejy 3-9.

● Ahoana no ahafantaran’ny tanora bebe kokoa ny ray aman-dreniny? Jereo ny pejy 10-13.

● Tsara ve ny miray trano aloha vao misoratra? Jereo ny pejy 28-29.

● Ahoana no hahavitanao hitaiza irery ny zanakao? Jereo ny pejy 26-27.

● Inona no azon’ny ankizy atao raha nisaraka ny ray aman-dreniny? Jereo ny pejy 18-21.

Vitsivitsy monja amin’ireo fanontaniana momba ny fiainam-pianakaviana valiana ato ireo.

Te hahazo fanazavana misimisy kokoa ve ianao? Fenoy àry ilay tapakila eto ambany, ary alefaso any amin’ny adiresy voalaza eo, na any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-5 amin’ity gazety ity.

□ Mba andefaso boky iray mitovy amin’ilay aseho eto amin’ny sary eto aho.

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara