Loha Hevitra ato Anatiny
Jona 2008
Fantatrao Tsara ve ny Zanakao?
Miovaova ny vatan’ny ankizy sy ny toetrany. Ahoana àry no ahafahan’ny ray aman-dreny manome tari-dalana tsara ho an-janany? Inona no torohevitry ny Baiboly?
3 “Fa Naninona àry ity Zaza Ity?”
4 Ahoana no Hitaizana ny Tanora? Nahoana no Ilaina ny Fahalalana?
6 Ahoana no Hitaizana ny Tanora? Nahoana no Ilaina ny Fahendrena?
12 Izay Aho vao Nandre ny Anarana hoe Jehovah
16 Ho Voaro Ihany ve ny Tigran’i Siberia?
18 Azo Antoka ve fa Tsy Misy VIH ny Ra efa Natao Fitiliana?
32 Fivoriamben’ny Vondrom-paritry ny Vavolombelon’i Jehovah “Araho ny Fitarihan’ny Fanahy Masina”
Mety ve ny Miaro Tena Raha Misy Manafika? 10
Inona no azon’ny olona iray atao, raha misy manafika izy? Inona no fiarovan-tena tsara indrindra?
Maro ny ankizy manana saribakoly. Horesahina ato ny tantaran’ny saribakoly sy ny vokatr’io kilalao io eo amin’ny ankizy.