FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 2/08 p. 1-3
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Mifohaza!—2008
  • Mitovitovy Aminy
  • Nahoana no betsaka toy izao ny heloka bevava?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Fony Tsy Nisy ny Heloka Bevava
    Mifohaza!—1998
  • Fiezahana Mafy Hamarana ny Heloka Bevava
    Mifohaza!—1996
  • Aiza ny Tany Tsy Misy Heloka Bevava?
    Mifohaza!—1996
Hijery Hafa
Mifohaza!—2008
g 2/08 p. 1-3

Loha Hevitra ato Anatiny

Febroary 2008

Ho Foana Ihany ve ny Heloka Bevava?

Olona an-tapitrisany no manahy foana sao hiharan’ny heloka bevava. Tokony hampamoy fo ve izany, sa misy vahaolana amin’ny fitomboan’ny heloka bevava? Diniho ny valin-teny mampahery omen’ny Baiboly.

3 Tsy Voasakana Intsony ve ny Heloka Bevava?

4 Mety Hahitana Vahaolana ve ny Heloka Bevava?

8 Tsy ho Ela dia “Tsy Hisy” Intsony ny Heloka Bevava

10 Inona no Lazain’ny Baiboly?

Mamela ny Fahotana Lehibe ve Andriamanitra?

12 Manamboninahitra Lasa ‘Miaramilan’i Kristy’

19 Ahoana no Amaritana ny Datin’ireo Soratra Natao Tanana Fahiny?

23 Afaka 120 Taona Mahery vao Tonga

29 Topy Maso Eran-tany

30 Avy Amin’ny Mpamaky

31 Ahoana no Havalinao?

32 Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra

Mafana Nefa ao Anaty Lanezy 16

Toy ny hoe tsy misy zavamananaina any amin’ny faritra rakotra lanezy. Tsy marina anefa izany!

Ahoana no Ataoko Raha Tsy Salama Foana Aho? 26

Vakio ny fomba iatrehan’ny tanora efatra ny aretina mitaiza azy ireo.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Pétrels: By courtesy of John R. Peiniger

[Sary nahazoan-dalana, pejy 3]

Robson Fernandes/Agencia Estado/WpN

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara