FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 11/07 p. 32
  • Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra
  • Mifohaza!—2007
Mifohaza!—2007
g 11/07 p. 32

Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra

Inona no boky...

◼ mirakitra toro lalana azon’ny olona rehetra ampiharina foana?

◼ nakan’ny olona hevitra mba hanaovana lalàna?

◼ nadikan’ny olona sasany, na dia mety ho namoizany ny ainy aza?

Tsy mendrika hodinihina ve izany boky izany?

Mamaly ireo fanontaniana ireo ilay bokikely hoe Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra. Miresaka antony maro hafa tokony hamakiana ny Baiboly koa izy io. Raha te hanafatra azy io ianao, dia fenoy ilay tapakila eto ary alefaso any amin’ilay adiresy voalaza eo, na any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-5 amin’ity gazety ity.

□ Mba andefaso ilay bokikely aseho eto aho.

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara