Loha Hevitra ato Anatiny
8 Aprily 2005
Ampio ny Tanora
Manam-pahaizana maro no milaza fa maditra ny tanora ankehitriny. Horesahina ato ny antony sasany mahatonga izany, sy ireo torohevitra azon’ny ray aman-dreny sy tanora ampiharina.
3 Mandalo Fotoan-tsarotra ny Tanora
5 Nahoana ny Tanora no Mandalo Fotoan-tsarotra?
9 Fanampiana ny Tanora Ankehitriny
12 Hizotra eo Ankavia sa eo Ankavanana?
18 Perla Mainty—Vatosoan’ny Pasifika Atsimo
24 Ny Biby sy ny Fitaizan-janaka
32 Valiny Azo Ampiharina Amin’ireo Fanontanianao!
Kanto sy be mpitia ny felana serizy. Fantaro ny momba azy io.
Eken’Andriamanitra ve ny Fanambadian’ny Samy Lehilahy? 26
Niteraka adihevitra be izy io. Inona no toromarika mazava omen’ny Baiboly momba izany?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Photo by Chris Hondros/Getty Images