Hosimban’ny Olombelona ve ity Tanintsika Tsara Tarehy Ity?
Havelan’Andriamanitra hitranga ve izany? Hahafantatra ny fikasana mahatalanjona ananan’Andriamanitra ho an’ny tany ianao, raha mamaky ilay bokikely 32 pejy aseho etsy ambany.
□ Mba andefaso ilay bokikely hoe Inona no Zava-kendren’ny Fiainana? Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io? aho.
□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.