Loha Hevitra ato Anatiny
8 Oktobra 2000
Izao Rehetra Izao Niseho Noho ny Kisendrasendra Ve?
Misy tenan-javatra tsy hita isa eny amin’ny lanitra eny, ao anatin’izao rehetra izao misy antsika. Ahoana no niandohan’izy ireny? Inona no asehon’ny porofo siantifika?
3 Izao Rehetra Izao Mahatahotra Misy Antsika — Vokatry ny Kisendrasendra Ve?
5 Niseho Noho ny Kisendrasendra ve Ireo Singa?
8 Ny Tany — ‘Naorin’ny’ Kisendrasendra Ve?
15 Zirafy Mirijarija sy Avo Dia ary Bikàna
19 Fihazonana Finoana tao Anatin’ny Fampahorian’ny Fitondrana Jadona
28 Fijerena An’izao Tontolo Izao
31 “Izao Mahazo Ahy Izao Mihitsy no Voalazanareo!”
32 “Tena Mipao-tsatroka Aminareo Kosa Aloha Aho E!”
Nahoana Aho no Manify Kely toy Izao? 12
Misy tanora mihevi-tena ho tsy manintona noho izy ireo manify. Diniho ny sasany amin’ny tolo-kevitra azo ampiharina izay afaka manampy tanora hiatrika izany.
“Fanatanjahan-tena Tafahoatra” — Tokony Hanao Izany Zavatra Mampidi-doza Izany ve Ianao? 26
Inona no lazain’ny Baiboly momba izany?
[Sary, fonony]
Fonony: Vahindanitra miolikolika NGC 5236
[Sary nahazoan-dalana]
Courtesy of Anglo-Australian Observatory, photograph by David Malin
[Sary, pejy 2]
Pejy 2: Vahindanitra miolikolika iray mandalo eo akaikin’ny iray hafa
[Sary nahazoan-dalana]
NASA and The Hubble Heritage Team (STScI)