FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g00 8/4 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Mifohaza!—2000
Mifohaza!—2000
g00 8/4 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

8 Aprily 2000

Fomba Ahafahana Amin’ny Sigara

Mahafaty ny fifohana sigara. Na izany aza, dia olona an’arivo tapitrisany maro maneran-tany no mpifoka sigara. Fa nahoana no misy olona maro toy izany mikiry amin’ny fahazarana iray mahafaty? Ahoana no hialana amin’ny sigara?

3 Tontolo Iray Andevozin’ny Sigara

4 Nahoana no Miala Amin’ny Sigara?

8 Fomba Ahafahanao Amin’ny Sigara

10 Rehefa Jamba ny Fitiavana

14 Ny Fiheveran’ny Baiboly

Mety ve ny Manolotra Fanompoam-pivavahana Amin’i Jesosy?

16 Kangoroa — Biby Mitsambiki-mandeha

20 Tsy Fileferana Ara-pivavahana — Niaiky ny Amin’izany Izy Ireo Ankehitriny

23 Ahoana no Niafaran’i Peter Kely?

28 Fijerena An’izao Tontolo Izao

30 Avy Amin’ny Mpamaky

31 Nanam-pinoana Velona Izy, tao Anatin’ny Toe-javatra Mampalahelo

32 “Tsy Araka ny Marina toa Azy Io ny Ankamaroan’ny Boky Fianarana any Amin’ny Oniversite”

Ahoana ny Amin’ny Fitevehana eo Amin’ny Vatana? 11

Olona maro no mametaka firavaka eo amin’ny faritra maro amin’ny vatany. Tsy ahitan-doza ve izany fanao izany? Ahoana no tokony hiheveran’ny Kristianina izany?

Inona moa ny El Niño? 24

Maro no milaza fa ny El Niño no mahatonga fikorontanan’ ny toetr’andro manerana ny gilaoby. Tonga hatraiza ny vokatry ny El Niño?

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Gilaoby sy sarintany eo amin’ny pejy 2, 3, 4, 8 sy 24-26: Mountain High Maps® Copyright © 1997 Digital Wisdom, Inc.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara